Psalms 91:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia hisy arivo lahy aza no lavo eo anilanao sy iray alina eo ankavananao dia tsy hihatra aminao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na misy arivo lavo eo anilanao aza, sy iray alina eo ankavananao, ianao tsy mba ho tratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, na misy olona arivo aza maty eo akaikinao ary na iray alina aza miampatra eo ankavananao, dia tsy hisy loza hihatra aminao akory.
Malagasy Bible 1865
Na dia hisy arivo aza lavo eo anilanao sy iray alina eo an-kavananao, Dia tsy hihatra aminao izany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia hisy arivo lahy aza no lavo eo anilanao sy iray alina eo ankavananao dia tsy hihatra aminao izany.
malagasy
Na dia hisy arivo aza lavo eo anilanao sy iray alina eo an-kavananao, Dia tsy hihatra aminao izany