Psalms 91:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hijery amin’ny masonao fotsiny ianao ka ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hijery maso fotsiny ianao, ka hahita ny valy hanjò ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahirato fotsiny ny masonao, dia ho hitanao ny famalian’Andriamanitra ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Hijery maso fotsiny ianao,Ka ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hijery amin’ny masonao fotsiny ianao ka ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy.
malagasy
Hijery maso fotsiny ianao,Ka ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy.