Psalms 92:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny midera NY TOMPO sy ny hankalaza ny anaranao, ry Avo Indrindra ô,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Salamo. Fihirana fanao amin’ny andro sabata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo. Tononkira fanao amin’ny andro sabata.
Malagasy Bible 1865
Salamo. Tonon-kira hatao amin'ny andro Sabata. Tsara ny hidera an'i Jehovah Sy ny hankalaza ny anaranao, ry Avo Indrindra ô,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny midera NY TOMPO sy ny hankalaza ny anaranao, ry Avo Indrindra ô,
malagasy
[Fifaliana amin'Andriamanitra noho ny asany sy ny fitsarany marina] Salamo. Tonon-kira hatao amin'ny andro Sabata. Tsara ny hidera an'i Jehovah Sy ny hankalaza ny anaranao, ry Avo Indrindra ô,