Psalms 92:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny tandroko kosa dia asandratrao ho tahaka ny an’ny ombimanga; mihosotra diloilo vaovao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indreo ny fahavalonao, ry Iaveh, indreo levona ny fahavalonao, mihahaka avokoa izay manao ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo fahavalonao kosa, TOMPO ô, eny, ireo fahavalonao dia ho levona ireo mpanao tsy an-drariny hiparitaka avokoa.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tandroko kosa asandratrao ho tahaka ny an'ny ombimanga; Mihosotra diloilo vaovao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny tandroko* kosa dia asandratrao ho tahaka ny an’ny ombimanga; mihosotra diloilo vaovao aho.
malagasy
Fa ny tandroko kosa asandratrao ho tahaka ny an'ny ombimanga; Mihosotra diloilo vaovao aho.