Psalms 92:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Faly ny masoko mahita ny amin’ny fahavaloko ary finaritra ny sofiko mandre ny amin’ny ratsy fanahy izay mitsangana hamely ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny tandroko asandratrao, toy ny an’ny ombimanga; tondrahana diloilo vaovao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomenao ahy ny tanjaky ny ombimanga, nandrarahanao menaka mbola vao aho.
Malagasy Bible 1865
Ary faly ny masoko mahita ny amin'ny fahavaloko, Ary finaritra ny sofiko mandre ny amin'ny ratsy fanahy izay efa mitsangana hamely ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Faly ny masoko mahita ny amin’ny fahavaloko ary finaritra ny sofiko mandre ny amin’ny ratsy fanahy izay mitsangana hamely ahy.
malagasy
Ary faly ny masoko mahita ny amin'ny fahavaloko, Ary finaritra ny sofiko mandre ny amin'ny ratsy fanahy izay efa mitsangana hamely ahy.