Psalms 92:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny marina dia hamololona tahaka ny palma, hisandrahaka tahaka ny sedera any Libanona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny masoko faly mitazana ny fahavaloko; ary ny sofiko mandre ny ratsy fanahy mitsangan-kamely ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitako ny faharesen’ireo mpifanandrina amiko, ary reko ny fikaikaikan’ireo mpisetrasetra ahy.
Malagasy Bible 1865
Ny marina hamololona tahaka ny rofia; Hisandrahaka tahaka ny sedera any Libanona izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny marina dia hamololona tahaka ny palma, hisandrahaka tahaka ny sedera any Libanona izy.
malagasy
Ny marina hamololona tahaka ny rofia; Hisandrahaka tahaka ny sedera any Libanona izy; [palma][Heb. Ho tonga lehibe]