Psalms 92:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nambolena tao amin’ny tranon’NY TOMPO izy ka maniry eo an-kianjan’Andriamanitsika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny marina hitombo tahaka ny rofia; hisondrotra tahaka ny sedera any Libàna izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny olo-marina kosa hamololona toy ny rofia, hisandrahaka toy ny sederan’i Libano:
Malagasy Bible 1865
Efa nambolena tao an-tranon'i Jehovah izy Ka maniry eo an-kianjan'Andriamanitsika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nambolena tao amin’ny tranon’NY TOMPO izy ka maniry eo an-kianjan’Andriamanitsika;
malagasy
Efa nambolena tao an-tranon'i Jehovah izy Ka maniry eo an-kianjan'Andriamanitsika;