Psalms 92:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbola manorobona ihany izy na dia efa antitra aza; dofodofotra sy maitso izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nambolena ao an-tranon’i Iaveh izy, dia hamony eo amin’ny kianjan’ny Andriamanitsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny hazo ambolena eo an-tokotanin’ny tempoly izy ka mivelatra eo an-kianjan’ny TOMPO Andriamanitsika;
Malagasy Bible 1865
Mbola manorobona ihany izy, na dia efa antitra aza; Dofodofotra sy maitso izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbola manorobona ihany izy na dia efa antitra aza; dofodofotra sy maitso izy
malagasy
Mbola manorobona ihany izy, na dia efa antitra aza; Dofodofotra sy maitso izy,Mba hanambara fa mahitsy Jehovah, Vatolampiko Izay tsy misy tsiny.