Psalms 92:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hanambara fa mahitsy NY TOMPO, Vatolampiko izay tsy misy tsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola hamoa izy amin’ny fahanterany; sady ho be ranony sy maitso mavana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady, na antitra aza, dia mamoa hatrany ary mbola maitso sy milenodenoka;
Malagasy Bible 1865
Mba hanambara fa mahitsy Jehovah, Vatolampiko Izay tsy misy tsiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hanambara fa mahitsy NY TOMPO, Vatolampiko izay tsy misy tsiny.
malagasy
Mba hanambara fa mahitsy Jehovah, Vatolampiko Izay tsy misy tsiny.