Psalms 92:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hanambara ny famindramponao nony maraina sy ny fahamarinanao nony alina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara ny midera an’i Iaveh, sy ny mankalaza ny Anaranao, ry Avo Indrindra ô,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara ny midera Anao, TOMPO ô, sy ny mankalaza Anao an-kira, ry ilay Andriamanitra Avo Indrindra,
Malagasy Bible 1865
Ary hanambara ny famindram-ponao nony maraina Sy ny fahamarinanao nony alina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hanambara ny famindramponao nony maraina sy ny fahamarinanao nony alina,
malagasy
Ary hanambara ny famindram-ponao nony maraina Sy ny fahamarinanao nony alina,