Psalms 92:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny valiha tory folo sy amin’ny feon-dokanga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mitory ny hatsaram-ponao, nony maraina, ary ny tsy fivadihanao, nony alina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka manambara ny fitiavanao raha vao maraina ary ny fahamarinanao mandritra ny alina,
Malagasy Bible 1865
Amin'ny valiha tory folo Sy amin'ny feon-dokanga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny valiha tory folo sy amin’ny feon-dokanga.
malagasy
Amin'ny valiha tory folo Sy amin'ny feon-dokanga.