Psalms 92:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampifalinao amin’ny nataonao aho, TOMPO ô; ny asan’ny tananao no hihobiako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny valiha tory folo, sy amin’ny lokanga, ary amin’ny fireondreon’ny harpa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
amin’ny valiha torifolo sy amin’ny feon-dokanga.
Malagasy Bible 1865
Fa ampifalinao amin'ny nataonao aho Jehovah ô; Ny asan'ny tananao no hihobiako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampifalinao amin’ny nataonao aho, TOMPO ô; ny asan’ny tananao no hihobiako.
malagasy
Fa ampifalinao amin'ny nataonao aho Jehovah ô; Ny asan'ny tananao no hihobiako.