Psalms 92:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, akory ny halehiben’ny asanao! Manao ahoana ny halalin’ny fisainanao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampifaly ahy amin’ny asanao Ianao, ry Iaveh, ary mientana aho manoloana ny asan-tananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahafaly ahy ny asanao, TOMPO ô, ary manao horakora-pihobiana aho manoloana ireo zavatra vitanao.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, akory ny halehiben'ny asanao! Lalina indrindra ny fisainanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, akory ny halehiben’ny asanao! Manao ahoana ny halalin’ny fisainanao!
malagasy
Jehovah ô, akory ny halehiben'ny asanao! Lalina indrindra ny fisainanao.