Psalms 92:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ketrina dia tsy mahafantatra izany ary ny adala koa dia tsy mba mahalala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Akory ity halehiben’ny asanao, ry Iaveh, akory izany halalin’izay fisainanao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehibe tokoa izay nataonao, TOMPO ô, ary lalina aoka izany ny fisainanao!
Malagasy Bible 1865
Ny ketrina tsy mahafantatra izany, Ary ny adala koa tsy mba mahalala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ketrina dia tsy mahafantatra izany ary ny adala koa dia tsy mba mahalala.
malagasy
Ny ketrina tsy mahafantatra izany, Ary ny adala koa tsy mba mahalala.