Psalms 92:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mitsiry tahaka ny ahitra ny ratsy fanahy ary mamony ny mpanao ratsy rehetra dia izany ihany no ho fandringanana azy mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona ketrina, tsy mahalala na inona na inona amin’izany; ary ny adala tsy mahita mangirana amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ketrina no tsy mahalala izany ary ny adala no tsy mahatsapa.
Malagasy Bible 1865
Raha mitsiry tahaka ny ahitra ny ratsy fanahy, Ary mamony ny mpanao ratsy rehetra, Dia izany no ho fandringanana azy mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mitsiry tahaka ny ahitra ny ratsy fanahy ary mamony ny mpanao ratsy rehetra dia izany ihany no ho fandringanana azy mandrakizay.
malagasy
Raha mitsiry tahaka ny ahitra ny ratsy fanahy, Ary mamony ny mpanao ratsy rehetra, Dia izany no ho fandringanana azy mandrakizay.