Psalms 92:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa Ianao, TOMPO ô, any amin’ny avo, dia maharitra mandrakizay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mirobona toy ny ahitra ny ratsy fanahy, ka mandroso avokoa izay manao ratsy, dia ny mba horinganina mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na manorobona toy ny ahitra aza ny olon-dratsy ka mamony avokoa ny mpanao ny tsy rariny, dia ny mba haringana mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Nefa Hianao, Jehovah ô, dia avo mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa Ianao, TOMPO ô, any amin’ny avo, dia maharitra mandrakizay!
malagasy
Nefa Hianao, Jehovah ô, dia avo mandrakizay.