Psalms 93:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sezafiandriananao dia nampitoerina hatramin’ny fahagola; hatrizay hatrizay Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voatsangana hatry ny fiandohana fahagola, ny fiandriananao, misy hatramin’ny mandrakizay Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa niorina hatry ny ela ny sezafiandriananao; hatrizay hatrizay dia Andriamanitra Ianao.
Malagasy Bible 1865
Ny seza fiandriananao nampitoerina hatramin'ny fahagola; Hatrizay hatrizay Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sezafiandriananao dia nampitoerina hatramin’ny fahagola; hatrizay hatrizay Ianao.
malagasy
Ny seza fiandriananao nampitoerina hatramin'ny fahagola; Hatrizay hatrizay Hianao.