Psalms 93:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manandra-peo ny ony, TOMPO ô! Eny, manandra-peo ny ony; mampirohondrohona ny feony ny ony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ony, ry Iaveh, manandratra, ny ony manandratra ny feony, ny ony manandratra ny onjany mimamamama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahiny dia nisamboaravoara ny riaka, TOMPO ô, eny, nisamboaravoaran’ny hatezerana ary mbola mety misamboaravoara ihany.
Malagasy Bible 1865
Mamandra-peo ny riaka, Jehovah ô, Eny, manandra-peo ny riaka; Mampirohondrohona ny feony ny riaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manandra-peo ny ony, TOMPO ô! Eny, manandra-peo ny ony; mampirohondrohona ny feony ny ony.
malagasy
Mamandra-peo ny riaka, Jehovah ô, Eny, manandra-peo ny riaka; Mampirohondrohona ny feony ny riaka.