Psalms 93:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihoatra noho ny rano sady be no mahery; eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe ny voninahitry NY TOMPO any amin’ny avo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihoatra noho ny feon’ny ranobe, sy ny onjan-dranomasina mahery, dia be voninahitra i Iaveh any amin’ny avo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mahery noho ny feon’ny ranobe sy ny fidoboky ny onja vaventy, TOMPO ô, ny fanapahanao any ambony any.
Malagasy Bible 1865
Mihoatra noho ny rano sady be no mahery, Eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe, Ny voninahitr'i Jehovah any amin'ny avo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihoatra noho ny rano sady be no mahery; eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe ny voninahitry NY TOMPO any amin’ny avo.
malagasy
Mihoatra noho ny rano sady be no mahery, Eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe, Ny voninahitr'i Jehovah any amin'ny avo.Ny teni-vavolombelonao dia marina indrindra; Fahamasinana no mendrika ny tranonao mandritra ny andro maro, Jehovah ô.