Psalms 93:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny teny vavolombelonao dia marina tanteraka; fahamasinana no mendrika ny tranonao mandritra ny andro maro, TOMPO ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy miova ny teny vavolombelonao, ny fahamasinana no mendrika ny tranonao; mandritra ny faharetan’ny andro rehetra, ry Iaveh ô!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azo antoka tanteraka ny fepetra nataonao, TOMPO ô; ho masina lalandava koa ny tranonao.
Malagasy Bible 1865
Ny teni-vavolombelonao dia marina indrindra; Fahamasinana no mendrika ny tranonao mandritra ny andro maro, Jehovah ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny teny vavolombelonao dia marina tanteraka; fahamasinana no mendrika ny tranonao mandritra ny andro maro, TOMPO ô!
malagasy
Ny teni-vavolombelonao dia marina indrindra; Fahamasinana no mendrika ny tranonao mandritra ny andro maro, Jehovah ô.