Psalms 94:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
RY TOMPO, Andriamanitra Mpamaly ny natao ô, Andriamanitra, Mpamaly ny natao ô, misehoa ka mamirapirata!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh, Andriamanitry ny famaliana, ry Andriamanitry ny famaliana, misehoa!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO Andriamanitra mpamaly ny natao ô, ry Andriamanitra mpamaly ny natao ô, mba misehoa!
Malagasy Bible 1865
Jehovah, Andriamanitra Mpamaly ny natao, ô, Andriamanitra, Mpamaly ny natao, ô, mamirapirata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
RY TOMPO, Andriamanitra Mpamaly ny natao ô, Andriamanitra, Mpamaly ny natao ô, misehoa ka mamirapirata!
malagasy
[Fitarainana amin'Andriamanitra noho ny fampahoriana ataon'ny lozabe] Jehovah, Andriamanitra Mpamaly ny natao, ô, Andriamanitra, Mpamaly ny natao, ô, mamirapirata.