Psalms 94:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mampianatra ny Jentilisa va tsy hananatra, dia Izy izay mampianatra fahalalana ny olona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hamay va ilay manasazy ny firenena? Tsy hahalala va, ilay manome saina ny olona?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay mpanitsy ny firenena ve tsy hanafay? Izy mpampianatra ny olona indray no heverina ho tsy manam-pahalalana?
Malagasy Bible 1865
Ny Mpampianatra ny jentilisa va tsy hananatra, Dia Izay mampianatra fahalalana ny olona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mampianatra ny Jentilisa* va tsy hananatra, dia Izy izay mampianatra fahalalana ny olona?
malagasy
Ny Mpampianatra ny jentilisa va tsy hananatra, Dia Izay mampianatra fahalalana ny olona?