Psalms 94:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no mahalala ny hevitry ny olona fa zava-poana izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahalala ny hevitry ny olombelona i Iaveh, ary fantany fa zava-poana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatry ny TOMPO ny fikasan’ny olona, eny, fantany fa tsinontsinona ireny.
Malagasy Bible 1865
Jehovah no mahalala ny hevitry ny olona, Fa zava-poana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no mahalala ny hevitry ny olona fa zava-poana izany!
malagasy
Jehovah no mahalala ny hevitry ny olona, Fa zava-poana izany.