Psalms 94:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay olona anarinao, TOMPO ô, sady ampianarinao avy amin’ny lalànanao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny olona ampianarinao, ry Iaveh, sady omenao fampianarana ny lalànao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra ny olona anarinao, Tompo ô, ka ampianarinao amin’ny lalànanao!
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay olona anarinao, Jehovah ô, Sady ampianarinao avy amin'ny lalanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay olona anarinao, TOMPO ô, sady ampianarinao avy amin’ny lalànanao
malagasy
Sambatra izay olona anarinao, Jehovah ô, Sady ampianarinao avy amin'ny lalanao,