Psalms 94:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba homenao fitsaharana amin’ny andro fahoriana izy, mandra-pihady lavaka ho an’ny ratsy fanahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanonenao azy amin’ny andron’ny fahoriana, mandra-pahavoahady ny lavaka ho an’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataonao miadana amin’ny andro mahory izy, nefa ny olon-dratsy ihadiana longoa.
Malagasy Bible 1865
Mba homenao fitsaharana amin'ny andro fahoriana izy, Mandra-pihady lavaka ho an'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba homenao fitsaharana amin’ny andro fahoriana izy, mandra-pihady lavaka ho an’ny ratsy fanahy!
malagasy
Mba homenao fitsaharana amin'ny andro fahoriana izy, Mandra-pihady lavaka ho an'ny ratsy fanahy.