Psalms 94:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO tsy mba hanary ny olony ary ny lovany dia tsy hafoiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy hanary ny vahoakany i Iaveh, tsy hahafoy ny lovany Izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy manary ny vahoakany ny TOMPO na mandalo an’ireo voatokana ho Azy:
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah tsy mba hanary ny olony, Ary ny lovany tsy hafoiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO tsy mba hanary ny olony ary ny lovany dia tsy hafoiny.
malagasy
Fa Jehovah tsy mba hanary ny olony, Ary ny lovany tsy hafoiny.