Psalms 94:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hiverina ho amin’ny fahamarinana ny fitsarana ary hanaraka izany ny mahitsy fo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy maintsy hifanaraka amin’ny rariny indray ny fitsarana, ary hihoby amin’izany avokoa ny olona mahitsy fo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hanjary ara-drariny indray ny fitsarana ka hiandanian’ny mahitsy fo rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fitsarana hiverina ho amin'ny fahamarinana, Ary hanaraka izany ny mahitsy fo rehetra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hiverina ho amin’ny fahamarinana ny fitsarana ary hanaraka izany ny mahitsy fo rehetra.
malagasy
Fa ny fitsarana hiverina ho amin'ny fahamarinana, Ary hanaraka izany ny mahitsy fo rehetra