Psalms 94:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no hitsangana hiaro ahy amin’ny mpanao ratsy? Iza no hijoro hiaro ahy amin’ny mpanao meloka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no hitsangana ho ahy, hanohitra ny ratsy fanahy? Iza no hanohana ahy, hanohitra ireo manao ratsy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza àry no hitsangana hiaro ahy amin’ny mpanao ratsy? Iza no hiady ho ahy amin’ny ataon’ireo mpanao heloka?
Malagasy Bible 1865
Iza no hitsangana ho ahy hisakana ny mpanao ratsy? Iza no hiseho ho ahy hisakana ny mpanao meloka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no hitsangana hiaro ahy amin’ny mpanao ratsy? Iza no hijoro hiaro ahy amin’ny mpanao meloka?
malagasy
Iza no hitsangana ho ahy hisakana ny mpanao ratsy? Iza no hiseho ho ahy hisakana ny mpanao meloka?