Psalms 94:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy NY TOMPO no Mpamonjy ahy dia vetivety dia efa nitoetra tao amin’ny mangingina aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy i Iaveh no vonjiko, dia halaky mitoetra any amin’ny fonenan’ny fanginginana ny fanahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy ny TOMPO no namonjy ahy, dia efa saika lasana mihitsy aho ho any amin’ny toera-manginan’ny maty.
Malagasy Bible 1865
Raha tsy Jehovah no Mpamonjy ahy, Dia efa saiky nalaky nitoetra tao amin'ny mangingina ny fanahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy NY TOMPO no Mpamonjy ahy dia vetivety dia efa nitoetra tao amin’ny mangingina aho.
malagasy
Raha tsy Jehovah no Mpamonjy ahy, Dia efa saiky nalaky nitoetra tao amin'ny mangingina ny fanahiko.