Psalms 94:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha be ny ahiahy ato anatiko dia mampifaly ahy ny fampiononanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha akorontan’ny ahiahy maro be ny saiko: Ampifalian’ny fampiononanao kosa ny fanahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa feno fanahiana tao anatiko aho, dia nampionona sy nampifaly ahy Ianao.
Malagasy Bible 1865
Raha be ny ahiahy ato anatiko Dia mampifaly ny fanahiko ny fampiononanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha be ny ahiahy ato anatiko dia mampifaly ahy ny fampiononanao.
malagasy
Raha be ny ahiahy ato anatiko Dia mampifaly ny fanahiko ny fampiononanao.