Psalms 94:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna, ry Mpitsara ny tany ô, valio amin’izay tandrify azy ny mpiavonavona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsangàna, ry mpitsara ny tany, valio, araka ny asany, ny mpiavonavona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry ilay mpitsara ny mponin’ny tany ô, mirotsaha an-tsehatra Ianao; izay nataon’ny mpiavonavona ihany no amalio azy.
Malagasy Bible 1865
Misandrata, ry Mpitsara ny tany, ô; Mamalia ny mpiavonavona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna, ry Mpitsara ny tany ô, valio amin’izay tandrify azy ny mpiavonavona!
malagasy
Misandrata, ry Mpitsara ny tany, ô; Mamalia ny mpiavonavona.