Psalms 94:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiray tetika Aminao va ireo mpitsara lozan-tany izay mamolavola fampahoriana araka ny lalànany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manam-pikambanana aminao akory va, ny fitsarana mandoza, izay manao ratsy va manaraka ny fomba fitsarana ara-dalàna?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao ve dia hiray tsikombakomba amin’ireo mpitsara tsy marina izay mamoron-tsazy tsy ara-dalàna?
Malagasy Bible 1865
Hikambana aminao va ny seza fiandrianan'ny ratsy, Izay misaina fampahoriana manohitra ny lalàna?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiray tetika Aminao va ireo mpitsara lozan-tany izay mamolavola fampahoriana araka ny lalànany?
malagasy
Hikambana aminao va ny seza fiandrianan'ny ratsy, Izay misaina fampahoriana manohitra ny lalàna? [Na: Izay misaina fampahoriana araka ny lalàny]