Psalms 94:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao andiany hamely ny ain’ny marina ireo ka manameloka ny ran’ny tsy manan-tsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Midodododo hamono aina ny marina izy ireo; ary manameloka ny ra tsy manan-tsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mikaon-doha hahafaty ny olo-marina ireo sady manameloka ny tsy manan-tsiny.
Malagasy Bible 1865
Manao andiany hamely ny fanahin'ny marina ireo Ka manameloka ny rà marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao andiany hamely ny ain’ny marina ireo ka manameloka ny ran’ny tsy manan-tsiny.
malagasy
Manao andiany hamely ny fanahin'ny marina ireo Ka manameloka ny rà marina.