Psalms 94:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tonga fiarovana avo ho ahy NY TOMPO ary vatolampy fialofako Andriamanitro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh anefa no trano mimandako, ny Andriamanitro no vatolampy ialofako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy ny TOMPO no manda mafy ho ahy, Ilay Andriamanitro no vatolampy fialofako.
Malagasy Bible 1865
Fa tonga fiarovana avo ho ahy Jehovah; Ary vatolampy fialofako Andriamanitro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tonga fiarovana avo ho ahy NY TOMPO ary vatolampy fialofako Andriamanitro.
malagasy
Fa tonga fiarovana avo ho ahy Jehovah; Ary vatolampy fialofako Andriamanitro.Dia ampanodiaviny azy ireo ny helony ka aringany noho ny faharatsiany izy; Eny, aringan'i Jehovah Andriamanitsika izy.