Psalms 94:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampanodiaviny azy ireo ny helony ka aringany noho ny faharatsiany izy; eny, aringan’NY TOMPO Andriamanitsika izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataony mifotitra amin’ireny ny helony; ary ny haratsiany ihany, no handringanany azy ireny: haringan’i Iaveh Andriamanitra izy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatsingeriny amin’ireo ihany ny heloka nataony ary ny faharatsiany ihany no handringanany azy; eny, ny TOMPO Andriamanitsika no handringana azy.
Malagasy Bible 1865
Dia ampanodiaviny azy ireo ny helony ka aringany noho ny faharatsiany izy; Eny, aringan'i Jehovah Andriamanitsika izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampanodiaviny azy ireo ny helony ka aringany noho ny faharatsiany izy; eny, aringan’NY TOMPO Andriamanitsika izy.
malagasy
Dia ampanodiaviny azy ireo ny helony ka aringany noho ny faharatsiany izy; Eny, aringan'i Jehovah Andriamanitsika izy.