Psalms 94:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandra-pahoviana re ny ratsy fanahy, TOMPO ô, mandra-pahoviana re no mbola hiravoravo ny ratsy fanahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandra-pahoviana no handresen’ny ratsy fanahy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mandra-pahoviana no hifalifalian’ny olon-dratsy, eny, mandra-pahoviana?
Malagasy Bible 1865
Mandra-pahoviana re ny ratsy fanahy, Jehovah ô, Mandra-pahoviana re no mbola hifalifaly ny ratsy fanahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandra-pahoviana re ny ratsy fanahy, TOMPO ô, mandra-pahoviana re no mbola hiravoravo ny ratsy fanahy?
malagasy
Mandra-pahoviana re ny ratsy fanahy, Jehovah ô, Mandra-pahoviana re no mbola hifalifaly ny ratsy fanahy?