Psalms 94:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mirezadrezatra sy manao teny an’avona izy; mirehareha ny mpanao ratsy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandefa teny avonavona tsy erany izy, mirehareha avokoa ireo mpanao ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mirehaka izy sady miteniteny foana; mizahozaho ireo mpanao ratsy rehetra ireo.
Malagasy Bible 1865
Mirezadrezatra sy miteny sahisahy izy; Mirehareha ny mpanao ratsy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mirezadrezatra sy manao teny an’avona izy; mirehareha ny mpanao ratsy rehetra.
malagasy
Mirezadrezatra sy miteny sahisahy izy; Mirehareha ny mpanao ratsy rehetra.