Psalms 94:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olonao, TOMPO ô, dia torotoroiny ary ny lovanao dia ampahoriany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, izy ireo dia manorotoro ny vahoakanao, mampahory ny lovanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vahoakanao, TOMPO ô, ampahorîny; ireo voatokana ho Anao ampijalîny.
Malagasy Bible 1865
Ny olonao, Jehovah ô, torotoroiny, Ary ny lovanao ampahoriny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olonao, TOMPO ô, dia torotoroiny ary ny lovanao dia ampahoriany;
malagasy
Ny olonao, Jehovah ô, torotoroiny, Ary ny lovanao ampahoriny;