Psalms 94:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mpitondratena sy ny vahiny dia vonoiny ary ny kamboty dia matiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mamono ny mpitondratena sy ny vahiny, mahafaty ny kamboty,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpitondratena sy ny kamboty vonoiny ho faty, ny valovotaka eto amin’ny taninao ataony afaka aina.
Malagasy Bible 1865
Ny mpitondratena sy ny vahiny vonoiny, Ary ny kamboty dia matiny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mpitondratena sy ny vahiny dia vonoiny ary ny kamboty dia matiny.
malagasy
Ny mpitondratena sy ny vahiny vonoiny, Ary ny kamboty dia matiny