Psalms 94:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy izy: Tsy mijery NY TOMPO, tsy mandinika ny Andriamanitr’i Jakoba!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka manao hoe: «Tsy mijery akory i Iaveh, tsy asian’ny Andriamanitr’i Jakôba raharaha akory izany!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy izy hoe: «Tsy mahita akory ny Tompo; tsy mahalala velively ny Andriamanitr’i Jakôba!»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy: Tsy mijery Jehovah, Ary tsy mandinika Andriamanitr'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy izy: Tsy mijery NY TOMPO, tsy mandinika ny Andriamanitr’i Jakoba!
malagasy
Fa hoy izy: Tsy mijery Jehovah, Ary tsy mandinika Andriamanitr'i Jakoba.