Psalms 94:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba mandiniha, ianareo olona ketrina; ary ianareo kely saina, rahoviana re no mba ho hendry ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba fantaro kely, ry zana-bahoaka adala! Rahoviana no mba hanana fahalalana ianareo, ry adala?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry olona ketrina indrindra, mitandrema! Ry adala, rahoviana vao handinika ianareo?
Malagasy Bible 1865
Mahalalà ianareo olona ketrina; Ary ianareo adala, rahoviana re no mba ho hendry ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba mandiniha, ianareo olona ketrina; ary ianareo kely saina, rahoviana re no mba ho hendry ianareo?
malagasy
Mahalalà ianareo olona ketrina; Ary ianareo adala, rahoviana re no mba ho hendry ianareo?