Psalms 94:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay namboly ny sofina va tsy handre? Izay namolavola ny maso va tsy hahita?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy handre va ilay namboly ny sofina? Tsy hahita va ilay namorona ny maso?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Tompo Izay nanao ny sofina ve tsy handre? Izy namorona ny maso indray no tsy hahita?
Malagasy Bible 1865
Ny Mpanao ny sofina va tsy handre? Ny Mpamorona ny maso va tsy hahita?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay namboly ny sofina va tsy handre? Izay namolavola ny maso va tsy hahita?
malagasy
Ny Mpanao ny sofina va tsy handre? Ny Mpamorona ny maso va tsy hahita?[Heb. Mpamboly]