Psalms 95:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avia, aoka isika hihoby ho an’NY TOMPO! Aoka isika hanao feo fifaliana ho an’ny Vatolampy famonjena antsika!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avia hihira amim-piravoravoana ho an’i Iaveh! Manaova hobim-pifaliana ho an’ny Vatolampy famonjena antsika!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avia! Aoka isika hihoby ny TOMPO, hankalaza ilay Vatolampy Mpamonjy antsika!
Malagasy Bible 1865
Avia, aoka isika hihoby ho an'i Jehovah; Aoka isika hanao feo fifaliana ho an'ny Vatolampy famonjena antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avia, aoka isika hihoby ho an’NY TOMPO! Aoka isika hanao feo fifaliana ho an’ny Vatolampy famonjena antsika!
malagasy
[Fiantsoana hivavaka amin'Andriamanitra sy hankatò ny teniny] Avia, aoka isika hihoby ho an'i Jehovah; Aoka isika hanao feo fifaliana ho an'ny Vatolampy famonjena antsika.