Psalms 95:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efapolo taona no nahamonamonaina Ahy tamin’izany taranaka izany ka hoy Aho: Olona maniasia amin’ny fony izy ka tsy mahalala ny lalako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandritra ny efapolo taona aho monain’izany taranaka izany, ka nanao hoe: «Vahoaka manana izay fo mania izy, ary tsy nahalala ny lalako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efapolo taona no nahatofoka ahy izany taranaka izany, ka hoy Aho hoe: Vahoaka very saina tokoa ireo, ka tsy mahatakatra izay lalana itarihako azy.
Malagasy Bible 1865
Efa-polo taona no nahamonamonaina Ahy tamin'izany taranaka izany, Ka hoy Izaho: Olona maniasia amin'ny fony izy Ka tsy mahalala ny lalako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efapolo taona no nahamonamonaina Ahy tamin’izany taranaka izany ka hoy Aho: Olona maniasia amin’ny fony izy ka tsy mahalala ny lalako.
malagasy
Efa-polo taona no nahamonamonaina Ahy tamin'izany taranaka izany, Ka hoy Izaho: Olona maniasia amin'ny fony izy Ka tsy mahalala ny lalako;Ka dia nianiana tamin'ny fahatezerako Aho hoe: Tsy hiditra amin'ny fitsaharako mihitsy izy.