Psalms 95:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nianiana tamin’ny fahatezerako Aho hoe: Tsy hiditra amin’ny fitsaharako mihitsy izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia nianiana tamin’ny fahatezerako aho, nanao hoe: «Tsy hiditra amin’ny fitsaharako izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nianiana tamin-katezerana Aho nanao hoe: Tsy hidiran’ireo ny toeram-pitsaharana nomaniko.»
Malagasy Bible 1865
Ka dia nianiana tamin'ny fahatezerako Aho hoe: Tsy hiditra amin'ny fitsaharako mihitsy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nianiana tamin’ny fahatezerako Aho hoe: Tsy hiditra amin’ny fitsaharako mihitsy izy!
malagasy
Ka dia nianiana tamin'ny fahatezerako Aho hoe: Tsy hiditra amin'ny fitsaharako mihitsy izy.