Psalms 95:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hankeo anatrehany amin’ny fiderana isika, aoka hanao feo fifaliana ho Azy amin’ny salamo isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andeha isika hitsena azy amin’ny fiderana; aoka hampireondreona hira fankalazana Azy isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hankeo anatrehany amim-piderana, hankalaza Azy amin’ny feon-java-maneno!
Malagasy Bible 1865
Aoka hankeo anatrehany amin'ny fiderana isika; Aoka hanao feo fifaliana ho Azy amin'ny fihirana isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hankeo anatrehany amin’ny fiderana isika, aoka hanao feo fifaliana ho Azy amin’ny salamo isika.
malagasy
Aoka hankeo anatrehany amin'ny fiderana isika; Aoka hanao feo fifaliana ho Azy amin'ny fihirana isika.