Psalms 95:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra lehibe NY TOMPO; Mpanjaka lehibe ambonin’ny andriamanitra rehetra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh Andriamanitra lehibe, mpanjaka lehibe, ambonin’ireo andriamanitra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Andriamanitra lehibe ny TOMPO, Mpanjaka lehibe ambonin’ny andriamanitra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra lehibe Jehovah, Ary Mpanjaka lehibe ambonin'ny andriamanitra rehetra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra lehibe NY TOMPO; Mpanjaka lehibe ambonin’ny andriamanitra rehetra Izy.
malagasy
Fa Andriamanitra lehibe Jehovah, Ary Mpanjaka lehibe ambonin'ny andriamanitra rehetra Izy.