Psalms 95:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo an-tanany ny fitoerana lalina amin’ny tany. Azy ny tendrombohitra avo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hazoniny eo an-tanany ny fanorenana ny tany, ary azy ny tampon’ny tendrombohitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo ambany fifehezany ny atin’ny tany, ary Azy koa ny tampon’ny tendrombohitra;
Malagasy Bible 1865
Eo an-tànany ny fitoerana lalina amin'ny tany; Ary Azy ny tendrombohitra avo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo an-tanany ny fitoerana lalina amin’ny tany. Azy ny tendrombohitra avo.
malagasy
Eo an-tànany ny fitoerana lalina amin'ny tany; Ary Azy ny tendrombohitra avo.