Psalms 95:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Azy ny ranomasina fa Izy no nanao azy ary ny tany maina dia novolavolain’ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azy ny ranomasina, fa Izy no nanao azy; mbamin’ny tany koa, fa ny tanany no namorona azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azy ny ranomasina fa nataony, Azy koa ny tanety fa novolavolainy.
Malagasy Bible 1865
Azy ny ranomasina, fa Izy no nanao azy, Ary ny tany maina dia noforonin'ny tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Azy ny ranomasina fa Izy no nanao azy ary ny tany maina dia novolavolain’ny tanany.
malagasy
Azy ny ranomasina, fa Izy no nanao azy, Ary ny tany maina dia noforonin'ny tànany.