Psalms 95:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avia, aoka isika hiondrika sy hiankohoka, aoka isika handohalika eo anatrehan’NY TOMPO, Mpanao antsika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avia, aoka hiankohoka sy hitsaoka Azy isika; mandohaliha eo anatrehan’i Iaveh Mpahary antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Midira, aoka isika hiankohoka sy hitsaoka, handohalika eo anatrehan’ny TOMPO Mpanao antsika!
Malagasy Bible 1865
Avia, ka aoka hiondrika sy hiankohoka isika; Aoka isika handohalika eo anatrehan'i Jehovah, Mpanao antsika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avia, aoka isika hiondrika sy hiankohoka, aoka isika handohalika eo anatrehan’NY TOMPO, Mpanao antsika;
malagasy
Avia, ka aoka hiondrika sy hiankohoka isika; Aoka isika handohalika eo anatrehan'i Jehovah, Mpanao antsika;